1 Tantara 23:24 MG1865

24 Ireo no zanakalahin'i Levy araka ny fianakaviany, dia ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny antokony avy araka ny nanisana ny anarany tsirairay, dia izay nanao ny fanompoana tao an-tranon'i Jehovah, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 23

Jereo 1 Tantara 23:24 amin'ny teny manodidina.