1 Tantara 23:29 MG1865

29 ary amin'ny mofo aseho sy ny koba tsara toto ho fanatitra hohanina sy amin'ny mofo manify tsy misy masirasira sy amin'izay endasina amin'ny lapoely sy amin'izay vonton-diloilo ary amin'ny famarana sy ny fandrefesana rehetra,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 23

Jereo 1 Tantara 23:29 amin'ny teny manodidina.