1 Tantara 23:32 MG1865

32 Aoka ho toy izany no hitandremany ny anjara-raharahany ny amin'ny trano-lay fihaonana sy ny anjara-raharahany ny amin'ny fitoerana masina ary ny anjara-raharahany ny amin'ny taranak'i Arona rahalahiny ho fanompoana ao an-tranon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 23

Jereo 1 Tantara 23:32 amin'ny teny manodidina.