1 Tantara 24:24 MG1865

24 Ny zanakalahin'i Oziela dia Mika; tamin'ny taranak'i Mika dia Samira;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 24

Jereo 1 Tantara 24:24 amin'ny teny manodidina.