1 Tantara 24:4 MG1865

4 Ary ny lohany tamin'ireo, dia tamin'ny taranak'i Eleazara, no maromaro kokoa noho ny tamin'ny taranak'Itamara, ka dia nozarainy toy izao izy: Tamin'ny taranak'i Eleazara dia enina ambin'ny folo no lohan'ny fianakaviana; ary tamin'ny taranak'Itamara dia valo kosa no lohan'ny fianakaviana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 24

Jereo 1 Tantara 24:4 amin'ny teny manodidina.