1 Tantara 25:9 MG1865

9 Ary ny loka voalohany dia azon'i Josefa avy amin'ny taranak'i Asafa; ny faharoa an'i Gedalia, izy mbamin'ny rahalahiny sy ny zanany, dia roa ambin'ny folo;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 25

Jereo 1 Tantara 25:9 amin'ny teny manodidina.