1 Tantara 26:14 MG1865

14 Koa ny loka tamin'ny atsinanana dia azon'i Selemia. Ary nanaovana filokana Zakaria zanany, mpanolo-tsaina hendry, ka ny loka tamin'ny avaratra no azony.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 26

Jereo 1 Tantara 26:14 amin'ny teny manodidina.