1 Tantara 26:30 MG1865

30 Ary tamin'ny Hebronita dia Hasabia sy ny rahalahiny, lehilahy mahay fiton-jato amby arivo, no mpifehy tamin'ny Isiraely tany an-dafy andrefan'i Jordana ny amin'ny raharaha rehetra ho an'i Jehovah sy ny fanompoana ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 26

Jereo 1 Tantara 26:30 amin'ny teny manodidina.