1 Tantara 26:32 MG1865

32 sy ny rahalahiny fiton-jato amby roa arivo, samy lehilahy mahay, lohan'ny fianakaviany avy. Ary Davida nanendry ireo ho mpifehy ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky firenen'i Manase, ny amin'ny raharahan'Andriamanitra sy ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 26

Jereo 1 Tantara 26:32 amin'ny teny manodidina.