1 Tantara 26:6 MG1865

6 Ary Semaia zanany niteraka zazalahy maromaro izay samy tonga mpanapaka tamin'ny fianakavian-drainy, satria samy lehilahy mahay izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 26

Jereo 1 Tantara 26:6 amin'ny teny manodidina.