1 Tantara 26:8 MG1865

8 Ireo rehetra ireo no avy tamin'ny zanak'i Obededoma, dia izy sy ny zanany sy ny rahalahiny, izay samy lehilahy mahery sady matanjaka amin'ny fanompoany; roa amby enim-polo no an'i Obed-edoma.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 26

Jereo 1 Tantara 26:8 amin'ny teny manodidina.