1 Tantara 27:16 MG1865

16 Ary izao no lohan ny firenen'Isiraely: Tamin'ny Robenita dia Eliezera, zanakalahin'i Zikry; tamin'ny Simeonita dia Sefatia, zanakalahin'i Maka;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 27

Jereo 1 Tantara 27:16 amin'ny teny manodidina.