1 Tantara 27:18 MG1865

18 tamin'ny Joda dia Eliho, izay isan'ny rahalahin'i Davida; tamin'ny Isakara dia Omry, zanakalahin'i Mikaela;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 27

Jereo 1 Tantara 27:18 amin'ny teny manodidina.