1 Tantara 27:25 MG1865

25 Ary ny tonian'ny rakitry ny mpanjaka dia Azmaveta, zanak'i Adiela; ary ny tonian ny trano firaiketana tany ambany vohitra, na tamin'ny tanàna, na tamin'ny vohitra, na tamin'ny tilikambo, dia Jonatana, zanak'i Ozia;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 27

Jereo 1 Tantara 27:25 amin'ny teny manodidina.