1 Tantara 27:5 MG1865

5 Ny komandin'ny antokony fahatelo tamin'ny miaramila, ho amin'ny volana fahatelo, dia Benaia lohany, zanak'i Joiada mpisorona; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 27

Jereo 1 Tantara 27:5 amin'ny teny manodidina.