1 Tantara 28:12 MG1865

12 ary ny sarin'izay rehetra efa niseho tamin'ny fanahiny; dia ny amin'ny kianjan'ny tranon'i Jehovah sy ny efi-trano rehetra manodidina azy ho an'ny rakitry ny tranon'i Jehovah sy ny zavatra nohamasinina ho rakitra,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 28

Jereo 1 Tantara 28:12 amin'ny teny manodidina.