1 Tantara 28:15 MG1865

15 ary ny lanjan'ny volamena hanaovana ny fanaovan-jiro volamena sy ny lela fanaovan-jirony araka ny lanjany avy, ary ny lanjan'ny volafotsy hanaovana ny fanaovan-jiro volafotsy sy ny lela fanaovan-jirony araka ny fombany avy,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 28

Jereo 1 Tantara 28:15 amin'ny teny manodidina.