1 Tantara 28:17 MG1865

17 ary ny amin'ny fitrebika sy ny lovia famafazana ary ny fitoeran-divay, izay samy volamena tsara, ary ny amin'ny kapoaka misarona, na ny volamena, na ny volafotsy, araka ny lanjany avy,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 28

Jereo 1 Tantara 28:17 amin'ny teny manodidina.