5 Ary tamin'ny zanako rehetra (fa zanaka maro no nomen'i Jehovah ahy) dia Solomona zanako no nofidiny hipetraka amin'ny seza fiandrianan'ny fanjakan'i Jehovah hanjaka amin'ny Isiraely.
Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 28
Jereo 1 Tantara 28:5 amin'ny teny manodidina.