1 Tantara 29:12 MG1865

12 Avy aminao ny harena sy ny voninahitra, ary Hianao no manjaka amin'izao rehetra izao; eo an-tananao ny hery sy ny tanjaka, ka eo an-tananao koa ny mampahalehibe sy ny mampahatanjaka izao rehetra izao.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:12 amin'ny teny manodidina.