1 Tantara 29:16 MG1865

16 Ry Jehovah Andriamanitray ô, ireto zavatra rehetra novorinay hanaovana ny trano ho an'ny anaranao masina ireto dia avy tamin'ny tananao, ary Anao rahateo izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:16 amin'ny teny manodidina.