1 Tantara 29:25 MG1865

25 Ary Jehovah nanandratra an'i Solomona indrindra teo imason'ny Isiraely rehetra sady nanome azy voninahitry ny fiandrianana mihoatra noho ny mpanjaka rehetra talohany teo amin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:25 amin'ny teny manodidina.