1 Tantara 29:27 MG1865

27 Ary ny andro nanjakany tamin'ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tany Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:27 amin'ny teny manodidina.