1 Tantara 29:29 MG1865

29 Ary ny tantaran'i Davida mpanjaka, na ny voalohany na ny farany, indro fa efa voasoratra ao amin'ny bokin'i Samoela mpahita sy ao amin'ny bokin'i Natana mpaminany ary ao amin'ny bokin'i Gada mpahita izany,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:29 amin'ny teny manodidina.