1 Tantara 3:10 MG1865

10 Ary ny zanakalahin'i Solomona dia Rehoboama, Abia no zanakalahin-dRehoboama, Asa no zanakalahin'i Abia, Josafata no zanakalahin'i Asa,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 3

Jereo 1 Tantara 3:10 amin'ny teny manodidina.