1 Tantara 5:1 MG1865

1 Ary ny zanakalahin'i Robena, lahimatoan'Isiraely (fa izy no lahimatoa; saingy ny nandotoany ny farafaran-drainy no nanomezana ny fizokiany ho an'ny zanak'i Josefa, zanak'Isiraely; nefa tsy voasoratra ho zokiny amin'ny fitantaram-pirazanana ireo;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 5

Jereo 1 Tantara 5:1 amin'ny teny manodidina.