1 Tantara 5:7 MG1865

7 Ary ny rahalahiny araka ny fokony avy, raha nisaina ny firazanan'ny fireneny, dia Jeiela lohany sy Zakaria

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 5

Jereo 1 Tantara 5:7 amin'ny teny manodidina.