1 Tantara 6:56 MG1865

56 Ary ny an'ny taranak'i Gersona dia Golana any Basana sy ny tany manodidina azy ary Astarta, sy ny tany manodidina azy avy tamin'ny antsasaky ny firenen'i Manase;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 6

Jereo 1 Tantara 6:56 amin'ny teny manodidina.