1 Tantara 7:21 MG1865

21 Zabada no zanakalahin'i Tahata, Sotela no zanakalahin'i Zabada) ary Ezera sy Elada, izay novonoin'ny tompon-tany tao Gata, satria nidina hangalatra ny ombiny aman'ondriny izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 7

Jereo 1 Tantara 7:21 amin'ny teny manodidina.