1 Tantara 7:23 MG1865

23 Ary nony niray tamin'ny vadiny izy, dia nanan'anaka ravehivavy ka niteraka zazalahy, ary ny anarany nataony hoe Beria, satria nisy fahoriana tao an-tranony tamin'izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 7

Jereo 1 Tantara 7:23 amin'ny teny manodidina.