1 Tantara 7:25 MG1865

25 Ary Refa sy Rasefa no zanakalahin'i Beria, Tela no zanakalahin'i Rasefa, Tahana no zanakalahin'i Tela,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 7

Jereo 1 Tantara 7:25 amin'ny teny manodidina.