1 Tantara 7:28 MG1865

28 Ary ny taniny sy ny fonenany dia Betela sy ny zana-bohiny, ary any atsinanana dia Narana, ary any andrefana dia Gazera sy ny zana-bohiny ary Sekema sy ny zana-bohiny hatrany Gaza sy ny zana-bohiny;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 7

Jereo 1 Tantara 7:28 amin'ny teny manodidina.