1 Tantara 7:4 MG1865

4 Ary nanana miaramila antokotokony izy araka ny fireneny sy ny fianakaviany avy, dia enina arivo amby telo alina; fa maro ny vady aman-janak'ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 7

Jereo 1 Tantara 7:4 amin'ny teny manodidina.