1 Ary Benjamina niteraka an'i Bela, lahimatoa, sy Asbela, lahiaivo, sy Ahara, fahatelo,
2 sy Noha, fahefatra, ary Rafa, faralahy.
3 Ary ny zanakalahin'i Bela dia Adara sy Gera sy Abihoda
4 sy Abisoa sy Namana sy Ahoa
5 sy Gera sy Sefofana ary Horama.
6 Ary izao no zanakalahin'i Ehoda (izao no lohan'ny fianakavian'ny mponina any Geba; ary nitondra azy ho babo tany Manahata,