1 Tantara 8:32 MG1865

32 Ary Miklota niteraka an'i Simea. Ireo koa dia niara-nonina tamin'ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 8

Jereo 1 Tantara 8:32 amin'ny teny manodidina.