1 Tantara 9:12 MG1865

12 ary Adaia, zanak'i Jerohama, zanak'i Pasora, zanak'i Malkia, ary Masay, zanak'i Adiela, zanak'i Jazera, zanak'i Mesolama, zanak'i Mesilemita, zanak'Imera.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 9

Jereo 1 Tantara 9:12 amin'ny teny manodidina.