1 Tantara 9:14 MG1865

14 Ary tamin'ny Levita dia Semaia, zanak'i Hasoba, zanak'i Azrikama, zanak'i Hasabia, tamin'ny taranak'i Merary,

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 9

Jereo 1 Tantara 9:14 amin'ny teny manodidina.