1 Tantara 9:23 MG1865

23 Ka dia ireo sy ny taranany no niandry varavarana tao amin'ny tranon'i Jehovah, dia ny trano-lay.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 9

Jereo 1 Tantara 9:23 amin'ny teny manodidina.