1 Tantara 9:29 MG1865

29 Ary ny sasany aminy koa notendrena hitandrina ny fanaka, dia ny fanaka masina rehetra, sy ny koba tsara toto sy ny divay sy ny diloilo sy ny ditin-kazo manitra ary ny zava-manitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 9

Jereo 1 Tantara 9:29 amin'ny teny manodidina.