1 Tantara 9:38 MG1865

38 Ary Miklota niteraka an'i Simeama. Ary ireo koa niara-nonina tamin'ny rahalahiny tany Jerosalema nifanandrify fonenana taminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 9

Jereo 1 Tantara 9:38 amin'ny teny manodidina.