2 Mpanjaka 1:17 MG1865

17 Ka dia maty izy araka ny tenin'i Jehovah izay nolazain'i Elia. Ary satria tsy nanan-janaka izy, dia Jorama no nanjaka nandimby azy tamin'ny taona faharoa nanjakan'i Jehorama, zanak'i Josafata, mpanjakan'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 1

Jereo 2 Mpanjaka 1:17 amin'ny teny manodidina.