2 Mpanjaka 10:21 MG1865

21 Ary Jeho naniraka tany amin'ny Isiraely rehetra, ary dia tonga ny mpanompon'i Bala rehetra, ka tsy nisy lehilahy tsy tonga teo na dia iray akory aza. Ary dia niditra tao an-tranon'i Bala ireo, ka feno hika ny trano.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10

Jereo 2 Mpanjaka 10:21 amin'ny teny manodidina.