23 Ary Jeho sy Jonadaba, zanak'i Rekaba, nankao an-tranon'i Bala ka niteny tamin'ny mpanompon'i Bala hoe: Fantaro tsara sy izahao, fandrao misy mpanompon'i Jehovah eto aminareo, fa tsy ny mpanompon'i Bala ihany.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10
Jereo 2 Mpanjaka 10:23 amin'ny teny manodidina.