31 Nefa Jeho tsy nitandrina handeha amin'ny lalàn'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, amin'ny fony rehetra; fa tsy niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama izay nampanotany ny Isiraely izy.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10
Jereo 2 Mpanjaka 10:31 amin'ny teny manodidina.