2 Mpanjaka 10:5 MG1865

5 Ary ny lehiben'ny tandapa sy ny mpanapaka ny tanana ary ny loholona koa sy ireo mpitaiza naniraka tany amin'i Jeho nanao hoe: Mpanomponao izahay, koa izay rehetra andidianao anay dia hataonay; tsy hanangana andriana izahay, fa izay sitraky ny fonao ihany no ataovy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10

Jereo 2 Mpanjaka 10:5 amin'ny teny manodidina.