2 Mpanjaka 10:7 MG1865

7 Ary nony efa tonga tany amin'ireo ny taratasy, dia naka ny zanakalahin'ny mpanjaka izy ka namono azy fito-polo lahy, ary nataony tao an-tsobiky ny lohany ka nateriny tany amin'i Jeho tany Jezirela.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 10

Jereo 2 Mpanjaka 10:7 amin'ny teny manodidina.