2 Mpanjaka 11:14 MG1865

14 Ary hitany fa, indro, ny mpanjaka nitsangana teo amin'ny fitoeran'andriana toy ny fanao, ary ny andrian-dahy sy ny mpitsoka trompetra dia teo anilan'ny mpanjaka; ary ny vahoaka rehetra nifaly sady nampaneno ny trompetra; dia nandriatra ny fitafiany Atalia ka niantso hoe: Fikomiana! fikomiana!

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 11

Jereo 2 Mpanjaka 11:14 amin'ny teny manodidina.