2 Mpanjaka 11:2 MG1865

2 Fa Joseba. zanakavavin'i Jehorama mpanjaka ary anabavin'i Ahazia, dia naka an'i Joasy, zanak'i Ahazia, ka namonjy azy mbamin'ny mpitaiza azy avy teo amin'ny zanaky ny mpanjaka izay novonoina ho ao an-trano fitehirizam-pandriana ary nafeniny an'i Atalia izy, ka dia tsy mba voavono.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 11

Jereo 2 Mpanjaka 11:2 amin'ny teny manodidina.