2 Mpanjaka 11:4 MG1865

4 Ary tamin'ny taona fahafito Joiada naniraka haka ny kapiteny, mpifehy ny anjolofo sy ny mpiambina, dia nampiditra azy tao an-tranon'i Jehovah ary nampanaiky sy nampianiana azy tao an-tranon'i Jehovah, ka nasehony azy ny zanakalahin'ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 11

Jereo 2 Mpanjaka 11:4 amin'ny teny manodidina.