2 Mpanjaka 12:11 MG1865

11 Ary rehefa hitany fa be ny vola tao am-bata, dia niakatra ny mpanoratry ny mpanjaka sy ny mpisoronabe, ka nofonosiny ny vola izay hita tao an-tranon'i Jehovah sady nisainy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 12

Jereo 2 Mpanjaka 12:11 amin'ny teny manodidina.